INONA NO HAVALIKO (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona no havaliko an'i Jehovah
Noho ny soa (Noho ny soa nataony tamiko)
Tamiko (Noho ny soa nataony tamiko)
(Noho ny) Noho ny soa rehetra nataony tamiko
(Noho ny soa) Noho ny soa nataony tamiko
Inona tononkira.serasera.org no havaliko an'i Jehovah
Noho ny soa (Noho ny soa nataony tamiko)
Tamiko (Noho ny soa nataony tamiko)
(Noho ny) Noho ny soa rehetra nataony tamiko
(Noho ny soa) Noho ny soa nataony tamiko
Handray ny kapoaky ny famonjena aho
Hiantso ny (Ka hiantso ny Anarany)
Jehovah (Ny Anaran'i Jehovah)
(Ny Anarany) Ny Anaran'i Jehovah no antsoiko, no antsoiko (no antsoiko)
Ny Anarany no antsoiko
Handray ny kapoaky ny famonjena aho
Hiantso ny (Ka hiantso ny Anarany)
Jehovah (Ny Anaran'i Jehovah)
(Ny Anarany) Ny Anaran'i Jehovah no antsoiko, ivhywk no antsoiko (no antsoiko)
Ny Anarany no antsoiko
(Hanefa ny voadiko aho) jhrimhj Amin'i Jehovah aho
(Eo anatrehan'ny olony) Sy ny Tempoliny
(Eo afovoan'ny Tranonao) Ry Jehovah ô!
Eo afovoan'ny Kianjanao ry Jehovah ô!
Eo anatrehan'ny olonao ry Jerosalema ô!
(Hanefa ny voadiko aho) Amin'i Jehovah aho
(Eo anatrehan'ny olony) Sy ny yfrdih Tempoliny
(Eo afovoan'ny Tranonao) Ry Jehovah ô!
Eo afovoan'ny Kianjanao ry Jehovah ô!
Eo anatrehan'ny olonao ry Jerosalema ô!
AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMPIZIFAHits : 1308
Likes : 1 Like
Created by : AMPIZIFA
Date : 28/03/2024 13:01