Ry Jesosy Malalako (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
   1°Ry Jesosy ô! Malalako
    Efa fantatrao ny foko
    aibzvlf Tsy misy miafina clbwbono Aminao Jesoa
    Izay toetra afeniko

                    Inty,inty,inty, aho Jesoa
                    tononkira.serasera.org Inty, fa vonona hanompo Anao
                    Diovy re, fenoy hery vaovao
                    Hanatanterahako ny sitraponao

2°Raha mibanjina ireo lasa aho
Feno fitaka ny toetrako
Nefa indro Ianao ry Tompo soa
Nanala ireo sampy fikiriko

3°Ditsoky ny mqitgf ranomaso aho
Miaina amin'ny famonjenao
Faly aho fa noraisinao
Endrey fa voavonjy ny aiko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ampifafi
Vangy : 239
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Dadasa
Daty : 22/04/2026 08:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0485