Ry Jesosy Malalako (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°Ry Jesosy ô! Malalako
ffhlver Efa fantatrao ny foko
Tsy misy miafina Aminao Jesoa
Izay jxxrsxt toetra afeniko
Inty,inty,inty, aho Jesoa
Inty, fa vonona hanompo Anao
zignu Diovy re, fenoy hery vaovao
tononkira.serasera.org Hanatanterahako ny sitraponao
2°Raha mibanjina ireo lasa aho
Feno fitaka ny toetrako
Nefa indro Ianao ry Tompo soa
Nanala ireo sampy fikiriko
3°Ditsoky ny ranomaso aho
Miaina amin'ny famonjenao
Faly aho fa noraisinao
Endrey fa voavonjy ny aiko
ffhlver Efa fantatrao ny foko
Tsy misy miafina Aminao Jesoa
Izay jxxrsxt toetra afeniko
Inty,inty,inty, aho Jesoa
Inty, fa vonona hanompo Anao
zignu Diovy re, fenoy hery vaovao
tononkira.serasera.org Hanatanterahako ny sitraponao
2°Raha mibanjina ireo lasa aho
Feno fitaka ny toetrako
Nefa indro Ianao ry Tompo soa
Nanala ireo sampy fikiriko
3°Ditsoky ny ranomaso aho
Miaina amin'ny famonjenao
Faly aho fa noraisinao
Endrey fa voavonjy ny aiko
--------
Link:
