RY FIANGONANA Ô! (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ry fiangonana ô! manatrika eto anio
Mihainoa re! ny feon'i Jeso Tompo
Mihainoa re! cnkemjpo ka mamalia re fa
Ny Tompo no manatona
2-Ry Ray aman-dReny ô! sy ireo mpiantoka
Ary ireo zaza nataonareo tso-drano
Sekoly alahady, sampana tanora
Moa efa mpandray va izy ireo?
3-Raha mbola zaza ianao, na tanora koa
Na pvmfb efa antitra aza,dia vita fanekana
Mitandrema ianao, fa sao mamitaka
Fa ny Tompo, tsy mamitaka
ref:Ry fiangonana ô! moa tsaroanareo va?
Ny fanekenareo teo ambony alitara
Dia ny nanaovana tso-drano anareo
Izay teo ambony alitara Masina
Dia ny tononkira.serasera.org namalianareo ny Tompo hoe: ENY
Moa tanteraka va? vbokawro
Mihainoa re! ny feon'i Jeso Tompo
Mihainoa re! cnkemjpo ka mamalia re fa
Ny Tompo no manatona
2-Ry Ray aman-dReny ô! sy ireo mpiantoka
Ary ireo zaza nataonareo tso-drano
Sekoly alahady, sampana tanora
Moa efa mpandray va izy ireo?
3-Raha mbola zaza ianao, na tanora koa
Na pvmfb efa antitra aza,dia vita fanekana
Mitandrema ianao, fa sao mamitaka
Fa ny Tompo, tsy mamitaka
ref:Ry fiangonana ô! moa tsaroanareo va?
Ny fanekenareo teo ambony alitara
Dia ny nanaovana tso-drano anareo
Izay teo ambony alitara Masina
Dia ny tononkira.serasera.org namalianareo ny Tompo hoe: ENY
Moa tanteraka va? vbokawro
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmpifafiVangy : 592
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Malalasanta
Daty : 01/07/2023 16:53
