Ampidiro aloha ny tenimiafina
RY FIANGONANA Ô! (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ry fiangonana ô! manatrika bzetgd eto anio
Mihainoa re! ny feon'i Jeso Tompo
Mihainoa re! ka mamalia re fa
Ny Tompo no manatona
2-Ry Ray aman-dReny ô! sy ireo nwrhpjt mpiantoka
Ary ireo zaza nataonareo tso-drano
Sekoly alahady, sampana tanora
Moa efa mpandray va izy ireo?
3-Raha mbola syxzzc zaza ianao, na tanora koa
Na efa tononkira.serasera.org antitra aza,dia vita fanekana
Mitandrema ianao, fa sao mamitaka
Fa ny Tompo, tsy mamitaka
ref:Ry fiangonana ô! moa tsaroanareo va?
Ny fanekenareo teo ambony alitara
Dia ny nanaovana tso-drano anareo
Izay teo ambony alitara Masina
Dia ny namalianareo ny Tompo hoe: ENY
Moa tanteraka va?
Mihainoa re! ny feon'i Jeso Tompo
Mihainoa re! ka mamalia re fa
Ny Tompo no manatona
2-Ry Ray aman-dReny ô! sy ireo nwrhpjt mpiantoka
Ary ireo zaza nataonareo tso-drano
Sekoly alahady, sampana tanora
Moa efa mpandray va izy ireo?
3-Raha mbola syxzzc zaza ianao, na tanora koa
Na efa tononkira.serasera.org antitra aza,dia vita fanekana
Mitandrema ianao, fa sao mamitaka
Fa ny Tompo, tsy mamitaka
ref:Ry fiangonana ô! moa tsaroanareo va?
Ny fanekenareo teo ambony alitara
Dia ny nanaovana tso-drano anareo
Izay teo ambony alitara Masina
Dia ny namalianareo ny Tompo hoe: ENY
Moa tanteraka va?
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AmpifafiHits : 591
Likes : 2 Like
Created by : Malalasanta
Date : 01/07/2023 16:53
