Ny hatsaranao (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ny fitiavanao sy ny famindramponao
Ray ô! no naha toy izao ny fiainako
Fa raha tsy teo Ianao ka nampiorina ahy indray
Dia efa fahaverezana no anjarako
Nafoinao tokoa ny Zanakao ry Ray
Mba ho famonjena anay mpaniasia
tononkira.serasera.org Deraina Ianao Ray sy Zanaka Fanahy
Fa tsy takatray ny fahatsaranao
2.Ny fahasoavanao no mbola naposakao
serco Aminay zanakao mpanota sy mpiavonavona
Miantso anay Ianao ary manambitamby koa
Mba hamerina anay ho hendry sy hanoa
Tolory fahendrena izahay ry Ray Tsitoha
Hahaizanay vdtajqh misaotra sy mankato
Ka hanambara iddbgtka sy hampahafantatra
Fa feno fahatsarana ny Anaranao
Ray ô! no naha toy izao ny fiainako
Fa raha tsy teo Ianao ka nampiorina ahy indray
Dia efa fahaverezana no anjarako
Nafoinao tokoa ny Zanakao ry Ray
Mba ho famonjena anay mpaniasia
tononkira.serasera.org Deraina Ianao Ray sy Zanaka Fanahy
Fa tsy takatray ny fahatsaranao
2.Ny fahasoavanao no mbola naposakao
serco Aminay zanakao mpanota sy mpiavonavona
Miantso anay Ianao ary manambitamby koa
Mba hamerina anay ho hendry sy hanoa
Tolory fahendrena izahay ry Ray Tsitoha
Hahaizanay vdtajqh misaotra sy mankato
Ka hanambara iddbgtka sy hampahafantatra
Fa feno fahatsarana ny Anaranao
--------
Rohy:
