Ny hatsaranao (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ny fitiavanao sy ny famindramponao
Ray ô! no naha toy izao ny fiainako
Fa raha tsy teo Ianao ka nampiorina ahy indray
Dia efa fahaverezana no anjarako
ewtjl Nafoinao tokoa ny Zanakao ry Ray
iqvfphsm Mba ho famonjena anay mpaniasia
Deraina Ianao Ray sy Zanaka Fanahy
tononkira.serasera.org Fa tsy takatray ny fahatsaranao
2.Ny fahasoavanao ahndjok no mbola naposakao
Aminay zanakao mpanota sy mpiavonavona
Miantso anay Ianao ary manambitamby koa
Mba hamerina anay ho hendry sy hanoa
Tolory fahendrena izahay ry Ray Tsitoha
Hahaizanay misaotra sy mankato
Ka hanambara sy hampahafantatra
Fa feno fahatsarana ny Anaranao
Ray ô! no naha toy izao ny fiainako
Fa raha tsy teo Ianao ka nampiorina ahy indray
Dia efa fahaverezana no anjarako
ewtjl Nafoinao tokoa ny Zanakao ry Ray
iqvfphsm Mba ho famonjena anay mpaniasia
Deraina Ianao Ray sy Zanaka Fanahy
tononkira.serasera.org Fa tsy takatray ny fahatsaranao
2.Ny fahasoavanao ahndjok no mbola naposakao
Aminay zanakao mpanota sy mpiavonavona
Miantso anay Ianao ary manambitamby koa
Mba hamerina anay ho hendry sy hanoa
Tolory fahendrena izahay ry Ray Tsitoha
Hahaizanay misaotra sy mankato
Ka hanambara sy hampahafantatra
Fa feno fahatsarana ny Anaranao
--------
Link:
