NAVY ZAHO! (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andriamanitra Tompo lanao
Mahery ugiipooq mpanjaka an'izao rehetra izao
Ny fahefana anananao tsy azon'ny sainay takarina e!
Ndreto tononkira.serasera.org izahay tanora Anao
Manandratra avo ny anaranao
Misandrata Jehovah oh!
Misandrata amin'ny ambony indrindra e!

ref:Navy zaho oh!
Navy hidera ny Tompo zahay hxosfcpe zalahy
Navy zaho oh!
Hanaraka Azy hatramin'ny farany e!

2-Navy zahay tanora
Mendrika ho an'ny lpsimj filazantsara
Navy zaho oh!
Ka lanitra ihany no tanjona e!

            ARAHABAINA TONGASOA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0311