NAVY ZAHO! (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
aqkqkon
1-Andriamanitra Tompo lanao
Mahery mpanjaka an'izao rehetra izao
Ny fahefana anananao tsy azon'ny sainay takarina e!
Ndreto izahay tanora Anao
Manandratra avo ny anaranao
Misandrata Jehovah gail oh!
Misandrata amin'ny ambony indrindra e!

ref:Navy zaho oh!
Navy hidera ny Tompo zahay tononkira.serasera.org zalahy
Navy zaho oh!
Hanaraka Azy hatramin'ny farany ddnvcvj e!

2-Navy zahay tanora
Mendrika ho an'ny filazantsara
Navy zaho oh!
Ka lanitra ihany no tanjona e!

            ARAHABAINA TONGASOA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.047