Misaotra Anao (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°Misaotra Anao aho izao
Ry Jesoa Tompo tia
Satria tononkira.serasera.org Ianao nanaiky hitantana ny dia
Nanoro ahy ny lalana,lalàm-pahasambarana
Ho any an-danitra,hizorako izao
pcgrfkos
Ref: Jesosy ô! Ianao no zphjvj làlana
emgwb Fiainana,fahamarinana
Tsy misy afaka makany amin'ny Ray
Raha tsy avy amin'ny alalanao Jesoa
2°Harahiko ny Teninao sy ny Toromarikao
Fanilo manazava ny diako ety
Ho sabatra sy ampingako
Ho manda fiharovako
Tsy misy ahiako raha miaraka Aminao
Ry Jesoa Tompo tia
Satria tononkira.serasera.org Ianao nanaiky hitantana ny dia
Nanoro ahy ny lalana,lalàm-pahasambarana
Ho any an-danitra,hizorako izao
pcgrfkos
Ref: Jesosy ô! Ianao no zphjvj làlana
emgwb Fiainana,fahamarinana
Tsy misy afaka makany amin'ny Ray
Raha tsy avy amin'ny alalanao Jesoa
2°Harahiko ny Teninao sy ny Toromarikao
Fanilo manazava ny diako ety
Ho sabatra sy ampingako
Ho manda fiharovako
Tsy misy ahiako raha miaraka Aminao
--------
Rohy:
