Misaotra Anao (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°Misaotra Anao aho izao
Ry Jesoa Tompo tia
Satria Ianao nanaiky hitantana ny dia
Nanoro ahy ny lalana,lalàm-pahasambarana
Ho any an-danitra,hizorako izao
vgrz Ref: Jesosy ô! Ianao no làlana
Fiainana,fahamarinana
Tsy misy afaka makany amin'ny Ray
frpvynb tononkira.serasera.org Raha tsy avy amin'ny alalanao Jesoa
2°Harahiko ny Teninao xoxofe sy ny Toromarikao
Fanilo manazava ny diako ety
Ho sabatra sy ampingako
Ho manda fiharovako
Tsy misy ahiako raha miaraka Aminao

--------
Lien: