Mirotsaka (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mirotsaka tokoa
Ny herinao ry Ray (Jesosy ô) beso
Feno ny Fanahy Masinao
Izahay mpianatrao

2- Avia re tovozy
Lay rà nikoriana (nanasa anao) beso
Nomen’i Jeso ny Fanahiny ianao
Raha mibebaka anio

3- Tsy takatry ny saiko
Ny herin’ny fitiavanao (Jesosy ô) beso
Sandrinao mahery
No nanintona tsy ho any an-davaka

4- Mino Anao tokoa aho
Ry Jeso fitiavana (Jesosy ô) beso
Tantano aho tsy hiverin-dàlana
Trotroy hatrany an-danitra

5- Tsy mba mamitaka
Ny teninao ry Ray (Jesosy ô) beso
Tanteraka tokoa ny teninao
Nomenao ny herinao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ampifafi
Visites : 49
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Dadasa
Date : 22/04/2026 08:01
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0271