Mirotsaka (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mirotsaka tokoa
Ny herinao ry Ray (Jesosy ô) masotfq beso
Feno ny Fanahy Masinao
Izahay mpianatrao
2- Avia re tovozy
Lay rà uozwi nikoriana (nanasa anao) beso
Nomen’i Jeso ny Fanahiny ianao
Raha mibebaka zfgsjg anio
3- Tsy takatry ny saiko
Ny herin’ny fitiavanao (Jesosy ô) beso
Sandrinao mahery
No nanintona tsy ho any tononkira.serasera.org an-davaka
4- Mino Anao tokoa aho
Ry Jeso fitiavana (Jesosy ô) beso
Tantano aho tsy hiverin-dàlana
Trotroy hatrany an-danitra
5- Tsy mba mamitaka
Ny teninao ry Ray (Jesosy ô) beso
Tanteraka tokoa ny teninao
Nomenao ny herinao
Ny herinao ry Ray (Jesosy ô) masotfq beso
Feno ny Fanahy Masinao
Izahay mpianatrao
2- Avia re tovozy
Lay rà uozwi nikoriana (nanasa anao) beso
Nomen’i Jeso ny Fanahiny ianao
Raha mibebaka zfgsjg anio
3- Tsy takatry ny saiko
Ny herin’ny fitiavanao (Jesosy ô) beso
Sandrinao mahery
No nanintona tsy ho any tononkira.serasera.org an-davaka
4- Mino Anao tokoa aho
Ry Jeso fitiavana (Jesosy ô) beso
Tantano aho tsy hiverin-dàlana
Trotroy hatrany an-danitra
5- Tsy mba mamitaka
Ny teninao ry Ray (Jesosy ô) beso
Tanteraka tokoa ny teninao
Nomenao ny herinao
--------
Lien:
