Mendrika ho deraina (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera ny Anaranao vrhlfnpv hatrany
Raha mbola miaina eto an-tany
Hanandratra ny hira sy ny hosana
Ny antsa fiderana
Hatolotray ho Anao

Ref: Hidera Anao izahay
Hanandratra ny voninahitrao
Hosana ho Anao ry' Lay Mpamonjy
Hosana ho inyfxwh Anao ry'Lay Mpanjakanay

2- Fa tsara ny mankalaza Anao
Ambony ny fitiavanao
Ety an-tany hatrany an-danitra any
Hifaly dbcer sy hihoby, izao rehetra izao

3- Fa mendrika ho deraina
NY Anaranao ry Zanaky ny Avo
Hosana tononkira.serasera.org ho Anao ry'Lay Mpanjakanay
Hosana ho Anao ry'Lay Mpanjakanay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ampifafi
Visites : 2453
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ampifafi
Date : 29/10/2017 11:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1568