Mendrika ho deraina (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera ny Anaranao hatrany
Raha mbola miaina eto an-tany
Hanandratra ny hira sy ny kjgzabs hosana
Ny tononkira.serasera.org antsa fiderana
Hatolotray ho Anao
Ref: Hidera dqzsi Anao izahay
Hanandratra ny voninahitrao
Hosana ho Anao ry' Lay Mpamonjy
Hosana ho Anao ry'Lay Mpanjakanay
2- Fa tsara ny mankalaza Anao
Ambony ny fitiavanao
Ety an-tany hatrany an-danitra any
Hifaly sy hihoby, izao ugyiru rehetra izao
3- Fa mendrika ho deraina
NY Anaranao ry Zanaky ny Avo
Hosana ho Anao ry'Lay Mpanjakanay
Hosana ho Anao ry'Lay Mpanjakanay
Raha mbola miaina eto an-tany
Hanandratra ny hira sy ny kjgzabs hosana
Ny tononkira.serasera.org antsa fiderana
Hatolotray ho Anao
Ref: Hidera dqzsi Anao izahay
Hanandratra ny voninahitrao
Hosana ho Anao ry' Lay Mpamonjy
Hosana ho Anao ry'Lay Mpanjakanay
2- Fa tsara ny mankalaza Anao
Ambony ny fitiavanao
Ety an-tany hatrany an-danitra any
Hifaly sy hihoby, izao ugyiru rehetra izao
3- Fa mendrika ho deraina
NY Anaranao ry Zanaky ny Avo
Hosana ho Anao ry'Lay Mpanjakanay
Hosana ho Anao ry'Lay Mpanjakanay
--------
Link:
