Manana an'i Jehovah (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°Manopy ny masoko ho amin'ny tendrombohitra aho
Avy aiza (ny) famonjena ahy (2fois)
Famonjena ahy dia avy amin'I Jehovah
Mpanao ny lanitra,mpanao ny tany
tononkira.serasera.org Tsy mba havelany hangozohozo (2fois)
bkglz Anie (2fois) ny tongotrao
Tsy ho rendrehana anie (2fois)
Tsy ho rendrehana ny mpiaro Anao
Tsy mba havelany hangozohozo (2fois)
Anie (2fois) ny tongotrao
Indro,tsy mba matory na rendrehana
Ny mpiaro anao,ry Israely
2°Jehovah no fialofanao eo ankavananao
Jehovah no mpiaro anao (2fois)
Ny masoandro tsy mba hamely anao,nony andro
Na ny volana,nony alina
Jehovah hiaro anao anie (2fois)
Hiaro anao amin'ny ratsy rehetra
Eny,hiaro anao izy (2fois)
Hiaro ny fanahinao izy
Jehovah hiaro anao anie (2fois)
pxotiqs Na mivoaka na miditra
qrtm Ho izao ka ho mandrakizay (2fois)
--------
Rohy:
