Manana an'i Jehovah (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                                          
1°Manopy ny masoko ho amin'ny tendrombohitra aho
   Avy aiza (ny) famonjena ahy (2fois)
   Famonjena ahy dia avy amin'I Jehovah
  uestizw  Mpanao ny lanitra,mpanao ny tany

                    Tsy mba havelany hangozohozo (2fois)
                    Anie (2fois) ny tongotrao
                    Tsy ho rendrehana anie (2fois)
                    Tsy ho rendrehana ny mpiaro Anao

                    Tsy mba havelany hangozohozo (2fois)
                    Anie (2fois) ny tongotrao
                    Indro,tsy mba matory na rendrehana
                    Ny mpiaro anao,ry Israely

2°Jehovah no fialofanao eo ankavananao
   Jehovah no mpiaro anao (2fois)
  Ny masoandro tsy mba hamely anao,nony andro
  Na ny volana,nony alina

                    Jehovah hiaro anao anie (2fois)
    zzsukfih                 Hiaro anao amin'ny ratsy rehetra
                    Eny,hiaro anao izy (2fois)
   zsjsosvc     tononkira.serasera.org              Hiaro ny fanahinao izy
                    Jehovah hiaro anao anie (2fois)
                    Na mivoaka na miditra
                    Ho izao ka ho mandrakizay (2fois)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0408