Ilay Mpamnjiko (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Henoy ange ilay feo manao hoe
   Fa mpamonjy no teraka anio
   Dia Kristy no nomena hitondra famonjena
   Tsy ho very izay rehetra mino
   Mino ny Anarany
                       Fa vaovao mahafaly tokoa sy
    focl                    Fifaliana lehibe
                       Ho an'ny olombelona rehetra

  Ankalazao ny Anarany masina
  Aleloia,Aleloia,Aleloia

2°Jereo ange Ity Zazakely
   Ato an-tranon'omby no mitoetra
   Tsisy tranom-bahiny afaka natoriana
   Afa-tsy ity fihinanam-bilona
                   Nefa Jesosy Zanaky ny Avo indrindra
           bhbvidjg        Tsy nisy nidera na nanindrahindra
               tononkira.serasera.org     Afa-tsy ireo magy telo lahy

   Andeha koa isika hitsaoka Azy
   Fa lehibe ny Anarany
   Fa Izy efa nanetry tena lvzu ho ety

  Ankalazao ny Anarany masina
  Haleloia, haleloia, haleloia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ampifafi
Vangy : 107
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Dadasa
Daty : 22/04/2026 07:44
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0546