Ilay Mpamnjiko (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Henoy ange ilay feo manao hoe
   Fa mpamonjy no teraka anio
   Dia Kristy no nomena hitondra famonjena
   Tsy ho very izay rehetra mino
hagiw   Mino ny Anarany
                       Fa vaovao mahafaly tokoa sy
                      zyotosb  Fifaliana lehibe
                       Ho an'ny olombelona rehetra
tononkira.serasera.org
  Ankalazao ny Anarany masina
  Aleloia,Aleloia,Aleloia

2°Jereo ange Ity Zazakely
   Ato an-tranon'omby no mitoetra
   Tsisy tranom-bahiny afaka natoriana
   Afa-tsy ity fihinanam-bilona
                   Nefa Jesosy Zanaky ny Avo indrindra
                  Tsy nisy nidera na nanindrahindra
                   Afa-tsy ireo magy telo lahy

   Andeha koa isika hitsaoka Azy
   Fa lehibe ny Anarany
   Fa Izy efa nanetry tena ho ety

  Ankalazao htrddht ny Anarany masina
  Haleloia, haleloia, haleloia

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ampifafi
Visites : 195
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Dadasa
Date : 22/04/2026 07:44
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312