Ho tokantrano sambatra (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ho tokantrano sambatra
Ny tokantrano miorina
Amin'ny anaran'i Jesosy
Tsy hisy hampisaraka ireo mpivady ireo
Afa-tsy ny fahafatesana
Ho tokantrano mafy orina
mgare Ref:Ho mpivady tena mendrika
vrbj Ho tahafin'ireo zanany
Enga anie ho toy izany koa
Ianareo mpivady rahatrizay
Saotra no hatolotra qdww ny Ray
2.Ho tokantrano sambatra
Ho tokantrano hiadana
Satria nahazo ny tsodrano
Tso-dranon'i Jesosy tia ho tokantrano soa
Hanjakan'ny fifankatiavana
Hiombona tononkira.serasera.org amin'Andriamanitra
Ny tokantrano miorina
Amin'ny anaran'i Jesosy
Tsy hisy hampisaraka ireo mpivady ireo
Afa-tsy ny fahafatesana
Ho tokantrano mafy orina
mgare Ref:Ho mpivady tena mendrika
vrbj Ho tahafin'ireo zanany
Enga anie ho toy izany koa
Ianareo mpivady rahatrizay
Saotra no hatolotra qdww ny Ray
2.Ho tokantrano sambatra
Ho tokantrano hiadana
Satria nahazo ny tsodrano
Tso-dranon'i Jesosy tia ho tokantrano soa
Hanjakan'ny fifankatiavana
Hiombona tononkira.serasera.org amin'Andriamanitra
--------
Rohy:
