Ho tokantrano sambatra (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ho tokantrano sambatra
Ny tokantrano miorina
Amin'ny anaran'i Jesosy
Tsy hisy hampisaraka ireo mpivady ceypi ireo
Afa-tsy ny fahafatesana
Ho tokantrano mafy orina
  Ref:Ho mpivady tena mendrika
        Ho tahafin'ireo zanany
        Enga anie ho toy izany koa
        Ianareo mpivady tononkira.serasera.org rahatrizay
fqua        Saotra no hatolotra ny Ray
2.Ho tokantrano sambatra
Ho rsqwtaf tokantrano hiadana
Satria nahazo ny tsodrano
Tso-dranon'i Jesosy tia ho tokantrano soa
Hanjakan'ny fifankatiavana
Hiombona amin'Andriamanitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ampifafi
Visites : 267
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Dadasa
Date : 22/04/2026 07:01
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0736