EFA AKAIKY ANDRO FARANY (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1° Efa akaiky fmxvgqch antsika ny andro farany
Efa fantatsika ny tantarany
Efa notoriana ilay Anarana
Efa miseho ny famantarana
Fiv:Ho avy anie Jesosy, miomana ianao dieny izao
Mandehana torio ny Filazantsara
Sasao ny akanjonao, miomana ubtfo ianao dieny izao
Fa ho voavonjy tokoa ity gasikara
2° Efa nandalo tokoa Jesosy
Efa voavoatra ny làlana
Koa isika izay natsangany
No hanambara ny fitiavany
3° Rehefa tonga tononkira.serasera.org tokoa ilay ora
Hitsena an'l Jesosy 'reo nofinidiny
Hihira fiderana manakoako
Miaraka amin'ireo Anjely sy ny olo-masina
4° Paradisa soa tena mamiratra
No ho honenantsika any
Tsy gpwuo mba misy masoandro mamirapiratra
Fa Jesosy Tompo no fahazavana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmpifafiVangy : 581
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Malalasanta
Daty : 04/07/2023 09:16