EFA AKAIKY ANDRO FARANY (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1° Efa akaiky antsika ny andro farany
Efa fantatsika ny tantarany
Efa notoriana ilay Anarana
Efa miseho ny famantarana
Fiv:Ho avy anie oabqiug Jesosy, miomana ianao dieny izao
Mandehana torio ny tononkira.serasera.org Filazantsara
Sasao ny akanjonao, miomana ianao dieny izao
Fa ho voavonjy tokoa ity gasikara
2° Efa nandalo tokoa Jesosy
Efa voavoatra ny làlana
Koa isika izay natsangany
No hanambara ny fitiavany
3° Rehefa tonga tokoa ilay ora
Hitsena an'l Jesosy 'reo nofinidiny
Hihira fiderana manakoako
Miaraka amin'ireo Anjely sy ny olo-masina
4° ykuqnca Paradisa soa tena mamiratra
No ho zclqekv honenantsika any
Tsy mba misy masoandro mamirapiratra
Fa Jesosy Tompo no fahazavana
Efa fantatsika ny tantarany
Efa notoriana ilay Anarana
Efa miseho ny famantarana
Fiv:Ho avy anie oabqiug Jesosy, miomana ianao dieny izao
Mandehana torio ny tononkira.serasera.org Filazantsara
Sasao ny akanjonao, miomana ianao dieny izao
Fa ho voavonjy tokoa ity gasikara
2° Efa nandalo tokoa Jesosy
Efa voavoatra ny làlana
Koa isika izay natsangany
No hanambara ny fitiavany
3° Rehefa tonga tokoa ilay ora
Hitsena an'l Jesosy 'reo nofinidiny
Hihira fiderana manakoako
Miaraka amin'ireo Anjely sy ny olo-masina
4° ykuqnca Paradisa soa tena mamiratra
No ho zclqekv honenantsika any
Tsy mba misy masoandro mamirapiratra
Fa Jesosy Tompo no fahazavana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AmpifafiHits : 583
Likes : 2 Like
Created by : Malalasanta
Date : 04/07/2023 09:16
