Andriamanitra o tafatoetra (AMF Androndra Fahasoavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra o, tafatoetra izao ny foko ka te hidera Anao
Ny hirako izao ufvkahw omeko ho hanitra ho Anao axtzp ry Raiko o!
Na fahoriana no entiko ety, na fifaliana dia ho Anao
Fa tsapako ry Tompo o, hudkpsnt ny fitiavanao
Andriamanitra o, ny fifaliako dia tononkira.serasera.org ny hitoetra mandrakizay ho Anao
ka izay tsara indrindra, atolotro ho Anao ry Raiko o
Talentako sa fahaizana ve, dia samy atolotro Anao
Ka raiso re, ry Tompo o izay ananako
ou ou ou ...

Ny hirako izao omeko ho hanitra ho Anao ry Raiko o!

Fa tsapako ry Tompo o, ny fitiavanao
A/C: RAZANAKOTO Haja Aubry

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMF Androndra FahasoavanaVangy : 457
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Vonimpitia
Daty : 01/04/2025 12:37