Andriamanitra o tafatoetra (AMF Androndra Fahasoavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra o, tafatoetra tlfpz izao ny foko ka te ndlbqp hidera Anao
Ny hirako izao omeko ho hanitra ho Anao ry Raiko o!
Na fahoriana no entiko ety, na fifaliana dia ho Anao
Fa tsapako ry Tompo o, ny fitiavanao
Andriamanitra o, ny fifaliako dia ny hitoetra mandrakizay ho Anao
ka tlfrmqtb izay tsara indrindra, atolotro ho Anao ry Raiko o
Talentako sa fahaizana ve, dia samy atolotro Anao
Ka raiso re, ry Tompo o izay ananako
ou ou ou ...
Andriamanitra o, tafatoetra izao ny foko ka te hidera Anao
Ny hirako izao tononkira.serasera.org omeko ho hanitra ho Anao ry Raiko o!

A/C: RAZANAKOTO Haja Aubry

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMF Androndra FahasoavanaHits : 517
Likes : 1 Like
Created by : Vonimpitia
Date : 01/04/2025 12:37