Andriamanitra o tafatoetra (AMF Androndra Fahasoavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra o, tafatoetra izao ny foko ka te hidera Anao
Ny hirako izao omeko ho hanitra ho Anao ry Raiko o!
Na fahoriana no entiko ety, na fifaliana dia ho Anao
Fa tsapako ry Tompo o, ny fitiavanao
Andriamanitra o, ny fifaliako dia ny hitoetra mandrakizay dxneuaao ho Anao
ka izay tsara indrindra, atolotro ho Anao ry Raiko o
Talentako sa pvluw fahaizana ve, tononkira.serasera.org dia samy atolotro Anao
Ka raiso re, ry Tompo o izay ananako
ou ou ou ...

Na fahoriana no entiko vaff ety, na fifaliana dia ho Anao
Fa tsapako ry Tompo o, ny fitiavanao
A/C: RAZANAKOTO Haja Aubry

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMF Androndra FahasoavanaVisites : 407
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Vonimpitia
Date : 01/04/2025 12:37