Vavaka voady (AMF Androndra Fahasoavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Izao no voadiko, izao anio izao
Ny ataoko sy kasaiko, atolotro Anao
Satria fantatro, Andriamanitro
Fa iyclxn Ianao no Tompoko

Revorevo aho, nankafy izay mety ho soa
Nanantena ery, nahatoky fatratra
Hay raha tsy Ianao, no momba ahy
Zava-piana ny fiainako

2) Mamiko ery, sitrako tokoa
Ray o ny fitiavanao, tsy misy tambiny
Izaho indraindray, uolxdyft toa tsy nahare tononkira.serasera.org
Ka izao dia manenina

Faniriako koa, Ray o ny hiaraka Aminao
Anio dia anio, fa tsy hoe mbola hiandry indray
Raiso aho Tompo o, tano ho vxezqd Anao
Fa Ianao no Tompoko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AMF Androndra Fahasoavana
Vangy : 17
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Vonimpitia
Daty : 26/10/2026 06:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0467