Vavaka voady (AMF Androndra Fahasoavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Izao no voadiko, izao anio izao
Ny ataoko sy kasaiko, atolotro Anao
Satria tononkira.serasera.org fantatro, Andriamanitro
Fa Ianao no Tompoko

Revorevo aho, nankafy izay mety ho soa
Nanantena ery, nahatoky fatratra
Hay raha tsy Ianao, no momba ahy
Zava-piana ny fiainako

2) Mamiko rpfbjp ery, sitrako tokoa
Ray o ny fitiavanao, tsy misy tambiny
Izaho indraindray, toa tsy nahare
Ka izao dia manenina

Faniriako koa, Ray o ny hiaraka Aminao
Anio dia anio, fa tsy hoe mbola duetv hiandry qjvjfrfu indray
Raiso aho Tompo o, tano ho Anao
Fa Ianao no Tompoko

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AMF Androndra Fahasoavana
Hits : 17
Likes : 0 Like
Created by : Vonimpitia
Date : 26/10/2026 06:14
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.074