Vavaka voady (AMF Androndra Fahasoavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Izao no omywwnhu voadiko, izao anio izao
Ny ataoko sy kasaiko, atolotro Anao
Satria fantatro, Andriamanitro
Fa Ianao no Tompoko

Revorevo aho, nankafy izay mety ho soa
Nanantena ery, nahatoky fatratra
Hay raha tsy tononkira.serasera.org kjopkt Ianao, no momba ahy
Zava-piana ny fiainako

2) Mamiko ery, sitrako tokoa
Ray o ny fitiavanao, tsy misy tambiny
Izaho indraindray, toa wdwjpoqp tsy nahare
Ka izao dia manenina

Faniriako koa, Ray o ny hiaraka Aminao
Anio dia anio, fa tsy hoe mbola hiandry indray
Raiso aho Tompo o, tano ho Anao
Fa Ianao no Tompoko

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AMF Androndra Fahasoavana
Visites : 16
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Vonimpitia
Date : 26/10/2026 06:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296