Raiso re (AMF Androndra Fahasoavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny feoko, no hitarainako Aminao
Ny vavako, no indro hifonako izao
Loarako eto anatrehanao ny foko
Ambarako eto Aminao ny fahoriako
Ka mitalaho eo Aminao aho Jesosy o
Mifona sy mangataka Aminao anio
Mba tononkira.serasera.org raiso re na dia tsy mendrika ho Anao
Ty tanako ity, fa ampy ho ahy izao
Ka raiso re ry Raiko o, atolotro izao tenako izao
Mba diovy koa ary hamasino mba ho mendrika ho Anao
Tompo o, ekeo re, fa izay no faniriako fatratra
Ka eyqvqs raiso re ry Raiko o, atolotro izao tenako izao
Mba diovy koa ary hamasino mba ho mendrika ho Anao
Tompo o, ekeo re, fa izay no faniriako, ka asandratro Aminao tokoa re
Indro Tompo raiso ho Anao izao otumwa tenako izao
Raiso re na dia tsy mendrika
Fa hafoiko ho Anao
Ka qgflo ny fo(Raiso ho Anao ny foko)
Hirako (Raiso ho Anao ny hirako)
Androko (Raiso ho Anao ny androko)
Fa hafoiko( ho Anao ho Anao)
RANDRIANOMENJANAHARY Lovasoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMF Androndra FahasoavanaVangy : 17
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Vonimpitia
Daty : 26/10/2026 06:12