Raiso re (AMF Androndra Fahasoavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny feoko, no hitarainako Aminao
Ny vavako, no indro hifonako izao
Loarako eto anatrehanao ny foko
Ambarako eto Aminao ny fahoriako

Ka mitalaho eo Aminao aho Jesosy o
Mifona sy mangataka Aminao anio
Mba raiso re na dia tsy mendrika ho Anao
Ty tanako ity, fa ampy ho ahy izao

Ka raiso re ry Raiko o, tononkira.serasera.org atolotro izao tenako izao
Mba diovy koa ary hamasino mba ho mendrika ho Anao
Tompo o, ekeo re, fa izay no faniriako fatratra

Ka raiso re ry Raiko o, atolotro izao tenako izao
Mba diovy koa ary hamasino mba ho mendrika ho Anao
Tompo o, ekeo re, fa vhfs izay no faniriako, ka asandratro hvgrn Aminao tokoa re

Indro Tompo raiso ho Anao izao tenako izao
Raiso re na dia tsy mendrika
Fa hafoiko ho Anao
Ka ny fo(Raiso ho Anao ny foko)
Hirako (Raiso ho Anao ny hirako)
Androko (Raiso ho Anao ny androko)
Fa hafoiko( ho Anao ho Anao)

RANDRIANOMENJANAHARY Lovasoa nwfzy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AMF Androndra Fahasoavana
Visites : 16
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Vonimpitia
Date : 26/10/2026 06:12
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0542