Raiso re (AMF Androndra Fahasoavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny feoko, no hitarainako Aminao
Ny vavako, no indro hifonako izao
Loarako eto anatrehanao ny foko
Ambarako eto Aminao ny fahoriako
Ka mitalaho eo Aminao aho Jesosy o
Mifona sy mangataka Aminao anio
Mba raiso re na tononkira.serasera.org dia tsy mendrika ho Anao
Ty tanako ity, fa ampy ho ahy izao
Ka raiso re ry Raiko o, atolotro izao bhnm tenako izao
Mba diovy koa ary hamasino mba ho mendrika ho Anao
Tompo o, pzmspfj ekeo re, fa izay no faniriako fatratra
Ka raiso re ry Raiko o, atolotro izao tenako izao
Mba diovy koa ary hamasino mba ho mendrika ho Anao
Tompo o, ekeo re, fa izay no faniriako, ka asandratro zbhxvaj Aminao tokoa re
Indro Tompo raiso ho Anao izao tenako izao
Raiso re na dia tsy mendrika
Fa hafoiko ho Anao
Ka ny fo(Raiso ho Anao ny foko)
Hirako (Raiso ho Anao ny hirako)
Androko (Raiso ho Anao ny androko)
Fa hafoiko( ho Anao ho Anao)
RANDRIANOMENJANAHARY Lovasoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMF Androndra FahasoavanaHits : 17
Likes : 0 Like
Created by : Vonimpitia
Date : 26/10/2026 06:12