VONJEO FA VERY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia F
Tariho Izahay, fdwrjo hanoa ny teninao
Tariho izahay, hatahotra anao e!
Tariho izahay, hibebaka aminao
Ry Andriamanitra be fitia
Tantano mba tsy hania
Param, pam param param
Tsak-tsak-tsa-tsak-tsak
Ou ou ou ou, mh mh mh
Diniho tsara zava-misy : fahamarinana ts’isy intsony
Fifankatiavana ts’isy, fifandeferana ts’isy intsony
Fahatokisana, ts’isy, ts’isy fanajana imzvm intsony
Fitiavan-tena , manjaka, ny fialonana, manjaka
Fisolokiana, manjaka
Ny vaky trano, ô! Ô! Ô! Ny haro-paosy, ô ô ô
Ny vono olona, an! An! An!
Very izahay ry Tompo ô! Vonjeo tononkira.serasera.org ny taninay
Very,very,very,very
Very izahay ry Tompo ô vonjeo ny taninay
Vonjeo, vonjeo, vonjeo, vonjeo
Ity firenena ity dia manaiky Anao, vhhf ry Tompo
Amin’ny molotra ihany no atao fanao
Fa ny fony kosa, lavitra Anao
Tompo ô! Mibebaka izahay, ovay ny toe-tsainay
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
(2002)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1421
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 07/05/2019 15:24