Fa tsy ho foana (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
cfnmxaw Mazotoa fa aza smuw malaina
Amin’ny fanompoana ny Tompo
Mifalia ianao
Amin’ny fanantenana
Miareta ianao
Amin’ny fahoriana
Mahareta ianao
Amin’ny fivavahana
Fa tononkira.serasera.org tsy ho foana tsy akory
Ny fikelezanareo aina
Ao zcqrmxx amn’ny Tompo
Amin’ny fanompoana ny Tompo
Mifalia ianao
Amin’ny fanantenana
Miareta ianao
Amin’ny fahoriana
Mahareta ianao
Amin’ny fivavahana
Fa tononkira.serasera.org tsy ho foana tsy akory
Ny fikelezanareo aina
Ao zcqrmxx amn’ny Tompo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 3398
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 18/05/2005 05:21
