VONJEO FA VERY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia F
Tariho Izahay, hanoa ny teninao
Tariho izahay, hatahotra anao e!
Tariho izahay, hibebaka hhoful aminao
Ry Andriamanitra be fitia
Tantano atsd mba tsy hania
Param, pam param param
Tsak-tsak-tsa-tsak-tsak
Ou ou ou ou, mh mh mh
Diniho tsara zava-misy : fahamarinana ts’isy intsony
Fifankatiavana ts’isy, fifandeferana ts’isy intsony
Fahatokisana, ts’isy, ts’isy fanajana intsony
Fitiavan-tena , manjaka, ny fialonana, manjaka
Fisolokiana, manjaka
Ny vaky trano, ô! Ô! Ô! Ny haro-paosy, ô ô ô
Ny vono olona, an! An! An!
Very izahay ry Tompo ô! Vonjeo ny taninay
Very,very,very,very
Very izahay ry Tompo tononkira.serasera.org ô vonjeo ny taninay
Vonjeo, vonjeo, vonjeo, vonjeo
Ity firenena ity dia manaiky Anao, ry Tompo
Amin’ny molotra btli ihany no atao fanao
Fa ny fony kosa, lavitra Anao
Tompo ô! Mibebaka izahay, ovay ny toe-tsainay
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
(2002)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 1371
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 07/05/2019 15:24