MISY TOERANA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy toerana ho anao eo akaikin’I Jeso tia
Na dia maro aza no efa ao
Mbola misy toerana ho anao

Misy toerana miandry anao eo akaikin’i Jeso tia
Raha mibebaka tokoa ny fo
sy Mankato ny sitrapon’ny Ray Tsitoha

Misy toerana ho anao eo akaikin’I Jeso tia
na dia maro aza no efa ao Mbola misy ho anao
misy toerana miandry anao eo akaikin’I Jeso
Raha mibebaka ny fo Mankato ny Ray Tsitoha

Ny ota no manakana ny làlana mankao
Tsy misy mpitantana ka nivily sy nandao
Ankehitriny aho Jesoa te hiverina aminao
Moa ho raisinao tokoa mba ho isan’ny Anao

Tonony sy feony :RAHAINGONJANAHARY Rodolph
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Vangy : 498
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 10:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0723