SAMBATRA NY MAHITSY LALANA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia G
Sambatra ny mahitsy làlana
Izay mandeha arak gzjczhc any làlan’I Jehovah
Sambatra izay mitandrina
Ny teny masina vavolombelony
Ka mitady Azy am’fo rehetra
Mankato, tononkira.serasera.org manaraka ny didiny
Ka ny wpsd teninao no hery
Miaro tsy ho very
Handresena fakam-panahy
Zay mangeja ny fanahy
Tadidio fa ny TOMPO zhhn
Tena tia, tia anao
Tsy manary, na mandao
F’izay manao ny sitrapony
Sambatra izay mitandrina
Ny didin’ I Jehovah
Tonony sy feony :Rahaingomahefa Pascal
(2005)
Sambatra ny mahitsy làlana
Izay mandeha arak gzjczhc any làlan’I Jehovah
Sambatra izay mitandrina
Ny teny masina vavolombelony
Ka mitady Azy am’fo rehetra
Mankato, tononkira.serasera.org manaraka ny didiny
Ka ny wpsd teninao no hery
Miaro tsy ho very
Handresena fakam-panahy
Zay mangeja ny fanahy
Tadidio fa ny TOMPO zhhn
Tena tia, tia anao
Tsy manary, na mandao
F’izay manao ny sitrapony
Sambatra izay mitandrina
Ny didin’ I Jehovah
Tonony sy feony :Rahaingomahefa Pascal
(2005)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 2219
Likes : 1 Like
Created by : Njato5
Date : 03/05/2019 23:01
