TSY MISY TOA ANAO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy asoloko Anao Jesoa
Satria isan’andro aho Hasianao soa
Tsy misy ataoko mihoatra noho Ianao
Fa ny fahasoavanao no naha toy izao
Ho afaka aho ankehitriny
Nodiovinao tsy toy ny fahiny
Ireo fahotako izay mangeja ahy
dia nentiko teo tononkira.serasera.org aminao ka voavaha

Tsy misy ataoko mahasakana
ny fiarahako aminao ry Ray cmizjyc mpitahy
ny tana-maherinao no momba ahy
ka miaro tamin’ireo fakampanahy
ireo fitsapan’izay atolotrao
nampianatra vlvtl ahy hiorin’Aminao
na ratsy na topa soa tsy misy ahiko re
ekeko satria fitondrana lehibe

Tonony sy feony : Iharinirina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Vangy : 1218
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 10:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316