VONJEO FA VERY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia F
Tariho Izahay, hanoa ny teninao
Tariho izahay, hatahotra anao e!
Tariho izahay, hibebaka aminao
Ry Andriamanitra be fitia
Tantano mba tsy hania
Param, pam param param
Tsak-tsak-tsa-tsak-tsak
Ou ou ou ou, mh mh mh

Diniho tsara zava-misy : fahamarinana ts’isy intsony
Fifankatiavana ts’isy, fifandeferana ts’isy intsony
Fahatokisana, ts’isy, ts’isy fanajana intsony
Fitiavan-tena , manjaka, ny fialonana, manjaka
Fisolokiana, manjaka
Ny vaky trano, ô! Ô! Ô! Ny haro-paosy, ô ô ô
Ny vono olona, an! An! An!
Very izahay ry Tompo ô! Vonjeo ny taninay

Very,very,very,very
Very izahay ry Tompo ô vonjeo ny taninay
Vonjeo, vonjeo, vonjeo, vonjeo

Ity firenena ity dia manaiky Anao, ry Tompo
Amin’ny molotra ihany no atao fanao
Fa ny fony kosa, lavitra Anao
Tompo ô! Mibebaka izahay, ovay ny toe-tsainay

Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
(2002)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Hits : 723
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 07/05/2019 15:24
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0859