Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Sary rehetra...
Nampiditra miorarobson 14/02/2015 19:00
Hiran'i Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F) 88 Jereo eto
Vangy : 3130
Mpankafy : 1 Ankafizo
Mombamomba azy
antokom-pihira ao amin'ny FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA25taona nitoriana ny filazan-Tsara amin'ny alalan'ny hira evenjelika
manana gadona "negro spirituel", "gospel",ba-gasy,sns...
Hevitra momba an'i Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
njatorajaonarison (03/02/2026 07:47)
taona 2025, fankalazana an'Andriamanitra noho ny faha 35 taona ny Antoko mpihira Amboaram-peon'ny fahazavana.
