TSY ATO IZY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jmmloza Ry Maria, ry Salome, raha vao maraina
Mankany am-pasana

1-Hitady xrsui an’I Jesoa ve
Ry rjqncs Maria sy tononkira.serasera.org Salome
Ary  talanjon’ireo  satria
nitsangana Izy

2-Ilay Jesoa nombohana
Niaritra ny fijaliana
Zay maty mba ho mpanavotra
Nefa nitsangana

Ndeha jereo fa tsy ato Izy Ndeha jereo
fa teo no nametrahana ny Tompo ilay Kristy
Tsy ato Izy f’efa nitsangana

Ndeha jereo fa tsy ato Izy fahafatesana
Dia resiny satria JESO no ilay Mesia
Tsy ato Izy f’efa nintsangana

Feony: RAHAINGONJANAHARY Rodolph
Tonony : Marka 16/1,6

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0503