RY MPONINA ERAN-TANY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

1.Ry mponina eran-tanyderao ny tomponao
nanetry tena mba ho an'izao tontonlo izao
tonga mba hamonjy hanavotr'aina koa
hoantsika Izay milonjy fahoriana ao am-po

2.Nanetry tena Ianao nisolo voina anay
nitondra aina vaovao ho hery mampiray
ltononkira.serasera.orgety ny fiainanay dia feno haratsiana
Ianao no aronay ka tsy hisy hakiviana

Ry olom-belona oh Ahoana ny hevitrao
hiova ve ianao sa hanota lava izao?
reo fomba fomba ratsy ialao ka ivilio
ny Tompo no mamatsy ny fanahinao anio...

feony&tonony;: Rahaingomahefa Pascal

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Mpamaky : 520
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : miorarobson
Tamin'ny : 23/03/2015 14:59:16
ID : 7315

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo