TSY NANOTA AKORY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
whzzwbw tononkira.serasera.org DO dia F
Nampitondra Anao zahay
Heloka tsy nataonao bgwjqkhw , Jesoa
Nampahory Anao zahay
Nohon’ny ditram-ponay
Tsaroanay ry Jesoa tia
Ny tsy fahamendrehanay
Tsaroanay ny fijalianao
Ka menatra izahay
Ny otanay ry Tompo soa
Noho namantsihana Anao
Ny gfkc fonay mankahala
Nanombohana Anao
Tonony sy feony: Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(1994)
Nampitondra Anao zahay
Heloka tsy nataonao bgwjqkhw , Jesoa
Nampahory Anao zahay
Nohon’ny ditram-ponay
Tsaroanay ry Jesoa tia
Ny tsy fahamendrehanay
Tsaroanay ny fijalianao
Ka menatra izahay
Ny otanay ry Tompo soa
Noho namantsihana Anao
Ny gfkc fonay mankahala
Nanombohana Anao
Tonony sy feony: Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(1994)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1153
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 07/05/2019 15:25
