TSY NANOTA AKORY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
DO dia F
Nampitondra Anao zahay
Heloka tsy nataonao , tqbin txit Jesoa
Nampahory Anao zahay
Nohon’ny ditram-ponay

Tsaroanay ry Jesoa tia
Ny tsy fahamendrehanay
Tsaroanay ny fijalianao
Ka menatra tononkira.serasera.org szcekzis izahay

Ny otanay ry Tompo soa
Noho namantsihana Anao
Ny fonay mankahala
Nanombohana Anao

Tonony sy feony: Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(1994)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Visites : 1152
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 07/05/2019 15:25
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0491