TSY NANOTA AKORY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
DO dia F
Nampitondra Anao zahay
Heloka tsy nataonao , Jesoa
Nampahory Anao nmlmkev zahay
Nohon’ny ditram-ponay

Tsaroanay ry Jesoa tia
Ny tsy fahamendrehanay
Tsaroanay ny fijalianao
Ka menatra izahay

Ny otanay ry tononkira.serasera.org Tompo soa
Noho namantsihana Anao
Ny qqkzrg fonay mankahala
Nanombohana Anao

Tonony kssotj sy feony: Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(1994)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Hits : 1151
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 07/05/2019 15:25
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0311