TSY MISY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Derao Jesoa fa mahery de-derao
Derao Jesoa fa mahery de-derao
Derao Jesoa derao Jesoa fa mahery
Anao ny hery sy ny fahefana
Anao ny hery sy ny fanjakana
Tsy misy mahasakana rehefa miasa ptrjnfs Ianao
Tsy misy maharombaka eo ampelatànanao
Hobio Jesoa fa mahery ho-hobia
Hobia Jesoa fa mahery ho-hobia
Hobio Jesoa hobio Jesoa fa mahery
Anao ny hery sy ny fiderana
Anao ny hery sy ocsat ny fitsarana
Tsy misy tahak’Anao ny fasana resinao
Tsy misy fiainana misara aminao
Tonony sy tononkira.serasera.org feony : kucdc Rahaingomahefa Pascal
Derao Jesoa fa mahery de-derao
Derao Jesoa derao Jesoa fa mahery
Anao ny hery sy ny fahefana
Anao ny hery sy ny fanjakana
Tsy misy mahasakana rehefa miasa ptrjnfs Ianao
Tsy misy maharombaka eo ampelatànanao
Hobio Jesoa fa mahery ho-hobia
Hobia Jesoa fa mahery ho-hobia
Hobio Jesoa hobio Jesoa fa mahery
Anao ny hery sy ny fiderana
Anao ny hery sy ocsat ny fitsarana
Tsy misy tahak’Anao ny fasana resinao
Tsy misy fiainana misara aminao
Tonony sy tononkira.serasera.org feony : kucdc Rahaingomahefa Pascal
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 935
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 13:35
