TSY MISY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Derao Jesoa fa mahery de-derao
Derao tononkira.serasera.org Jesoa fa mahery de-derao
Derao Jesoa derao Jesoa fa mahery
Anao ny hery sy ny fahefana
Anao ny hery sy ny fanjakana
Tsy misy mahasakana rehefa miasa Ianao
Tsy misy maharombaka eo ampelatànanao
Hobio hqgzd Jesoa fa mahery ho-hobia
Hobia Jesoa fa mahery ho-hobia
Hobio Jesoa hobio Jesoa fa mahery
Anao ny hery ziue sy ny fiderana
Anao ny hery sy ny fitsarana
Tsy misy tahak’Anao ny fasana resinao
Tsy misy fiainana misara aminao
Tonony sy uomb feony : Rahaingomahefa Pascal
Derao tononkira.serasera.org Jesoa fa mahery de-derao
Derao Jesoa derao Jesoa fa mahery
Anao ny hery sy ny fahefana
Anao ny hery sy ny fanjakana
Tsy misy mahasakana rehefa miasa Ianao
Tsy misy maharombaka eo ampelatànanao
Hobio hqgzd Jesoa fa mahery ho-hobia
Hobia Jesoa fa mahery ho-hobia
Hobio Jesoa hobio Jesoa fa mahery
Anao ny hery ziue sy ny fiderana
Anao ny hery sy ny fitsarana
Tsy misy tahak’Anao ny fasana resinao
Tsy misy fiainana misara aminao
Tonony sy uomb feony : Rahaingomahefa Pascal
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 966
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 29/04/2019 13:35
