TSY MISY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Derao Jesoa fa mahery de-derao
Derao Jesoa fa mahery de-derao
Derao Jesoa derao rzerdos Jesoa fa mahery
Anao ny hery sy ny fahefana
Anao ny zdgjgs hery sy ny fanjakana
Tsy misy mahasakana rehefa miasa Ianao
Tsy misy maharombaka eo ampelatànanao
Hobio Jesoa fa mahery ho-hobia
Hobia Jesoa fa mahery ho-hobia
Hobio Jesoa nzqa hobio Jesoa fa mahery
Anao ny hery sy ny fiderana
Anao ny hery sy ny fitsarana
Tsy misy tononkira.serasera.org tahak’Anao ny fasana resinao
Tsy misy fiainana misara aminao
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
Derao Jesoa fa mahery de-derao
Derao Jesoa derao rzerdos Jesoa fa mahery
Anao ny hery sy ny fahefana
Anao ny zdgjgs hery sy ny fanjakana
Tsy misy mahasakana rehefa miasa Ianao
Tsy misy maharombaka eo ampelatànanao
Hobio Jesoa fa mahery ho-hobia
Hobia Jesoa fa mahery ho-hobia
Hobio Jesoa nzqa hobio Jesoa fa mahery
Anao ny hery sy ny fiderana
Anao ny hery sy ny fitsarana
Tsy misy tononkira.serasera.org tahak’Anao ny fasana resinao
Tsy misy fiainana misara aminao
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 934
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 29/04/2019 13:35
