TSO-DRANO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vtjbgwz Hitahy anao anie ny Tompo
ka hiaro anao
hampamirapiratra tononkira.serasera.org jeztzq ny tavany
aminao anie Izy
hanandratra ny tavany Izy
ka hamin-drafo aminao
ny fiainanao rehetra anie
hofenoiny fitiavana
Ny revsmyo fiadanany anie arotsany aminao
Ny fahasoavany anie atobany ho anao
ka n'aiza n'aiza alehanao
hombanao anie Jehovah
na mivoaka anao
na miditra
hotahiany hatrany ianao
A-aamen(2*)
tonony&feony;: Rahaingomahefa Pascal
ka hiaro anao
hampamirapiratra tononkira.serasera.org jeztzq ny tavany
aminao anie Izy
hanandratra ny tavany Izy
ka hamin-drafo aminao
ny fiainanao rehetra anie
hofenoiny fitiavana
Ny revsmyo fiadanany anie arotsany aminao
Ny fahasoavany anie atobany ho anao
ka n'aiza n'aiza alehanao
hombanao anie Jehovah
na mivoaka anao
na miditra
hotahiany hatrany ianao
A-aamen(2*)
tonony&feony;: Rahaingomahefa Pascal
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 2155
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : miorarobson
Daty : 14/02/2015 19:42
