TSO-DRANO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
yjmjcvc Hitahy anao anie ny Tompo
ka hiaro anao
hampamirapiratra ny tavany
aminao anie Izy
hanandratra ny atsyi tavany Izy
ka hamin-drafo aminao
ny fiainanao rehetra anie
hofenoiny fitiavana
Ny fiadanany anie arotsany aminao
Ny fahasoavany anie atobany ho anao
ka n'aiza n'aiza alehanao
hombanao anie Jehovah
na mivoaka anao
na tononkira.serasera.org ihextg miditra
hotahiany hatrany ianao
A-aamen(2*)
tonony&feony;: Rahaingomahefa Pascal
ka hiaro anao
hampamirapiratra ny tavany
aminao anie Izy
hanandratra ny atsyi tavany Izy
ka hamin-drafo aminao
ny fiainanao rehetra anie
hofenoiny fitiavana
Ny fiadanany anie arotsany aminao
Ny fahasoavany anie atobany ho anao
ka n'aiza n'aiza alehanao
hombanao anie Jehovah
na mivoaka anao
na tononkira.serasera.org ihextg miditra
hotahiany hatrany ianao
A-aamen(2*)
tonony&feony;: Rahaingomahefa Pascal
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 2156
Likes : 1 Like
Created by : miorarobson
Date : 14/02/2015 19:42
